Hero background

Zoma 09 Oktobra 2026

Fifohazampanahy tobilehibe Manolotrony, Faritra Avaratra

Jesosy no Anjarasoa

"...; ary izay mamerina ny maro ho amin'ny fahamarinana dia ho tahaka ny kintana mandrakizay doria."

Daniela 12:3

Vatsy ho anao

"Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Tahaka ireto aviavy tsara ireto no fijeriko ny Joda voababo mba hanasoavako azy, dia ireo noroahiko niala tamin'ity tany ity ho any amin'ny tanin'ny Kaldeana. Fa hojeren'ny masoko izy mba hanasoavako azy ka hampodiko ho amin'ity tany ity; ary haoriko izy, ka tsy horavako; ary hamboleko izy, fa tsy hongotako."

Jer.24:5-6

Hetsika amin'ity volana ity

OKT11

Alahadin'ny Mpanompo Andriakely

Teny avy amin'ny Ray aman-dReny

Pentekosta 2026

Ny asa nataon'ny Fanahy Masina voalohany tamin'ny Izy nidina tamin'ny andron'ny Pentekosta dia ny nanangana ny Fiangonana. Asa 2

Toriteny, Batisa, Mamaky ny Mofo ary Fampianarana. Ireo no asa voalohany maha Fiangonana ny Fiangonana.

Ny Fiangonana dia tenan'i Kristy, fa Izy no Lohany (Kolosiana 1:18) ka raha hirintsika ny androso ara-panahy, mangataha ny fanomezana avy any an-danitra dia ny Fanahy Masina hiasantsika, hampandrosoana ny Fiangonana. I Kor 14:12

Tia anao Jesosy

01 Okt

Vaovao

Fiantsoana Fampihofanana Mpampianatra sekoly alahady
Fanentanana

Fiantsoana Fampihofanana Mpampianatra sekoly alahady

Fampihofanana Mpampianatra sekoly alahady ny 30-31 oktobra 2026
FILAZANA FANOKANANA ZANATOBY
Vaovao

FILAZANA FANOKANANA ZANATOBY

Fampilazana fanokanana zanatoby