VaovaoAlakamisy 01 Oktobra 2026
FILAZANA FANOKANANA ZANATOBY
Faly Miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'i JESOSY .
Mangataka antsika mba hitrotro am-bavaka sy hanohana ny fanokanana ireo zanatoby ao :
Toamasina izay atao ny 15 oktobra 2026
Antsapanana izay atao ny 19 oktobra 2026 ho avy izao .
Izay hanasana antsika rehetra mba hifanotrona .
"Ary rehefa tonga aminao ireo famantarana ireo ,dia ataovy izay azon'ny tananao atao , fa Andriamanitra no momba anao"
1 Samoela 10 : 7
TIA ANAO JESOSY